Ny World Health Organization Logistics Center ao Dubai International Humanitarian City dia mitahiry baoritra misy kojakoja vonjy maika sy fanafody azo alefa any amin'ny firenena eran'izao tontolo izao, anisan'izany i Yemen, Nigeria, Haiti ary Uganda.Nalefa any Syria ny fiaramanidina misy fanafody avy amin’ireo trano fanatobiana ireo ary...
Hamaky bebe kokoa